Ny lala-mangina moa irery ianao
zavavy re ento aho ho namanao

-

Chanson :
Artistes :
Mots-cléfs : , , , ,
You can skip to the end and leave a response. Pinging is currently not allowed.

One Response to “Ny lala-mangina moa irery ianao zavavy re ento aho ho namanao”

  1. Visitor dit :

    Avelao aho mba hanatitra andry
    Mangina anie ny lalana ety
    Ny elakelantrano lavitry ny arabe
    Zao ora izao anie ka vitsy mpandeha
    Ndeha ianao mandeha fa mandreraka be
    Ny mihaino anao
    Ny lalanao zory aza manorisory
    Hoy ianao tsy nihomehy

    Ref
    Zavavy ndeha mba hiaraka
    Lalana iraisana tsy aleo miaraka
    Ny lalanko diavina anie toa miakatra
    Ka moramora ihany sao sasatra
    Andraso re, andraso re, andraso re eee!

    Ny lalana hizorana lalako ihany
    Lazaiko andry tena marina izany
    Ny lala-mangina moa irery ianao
    Zavavy re ento aho ho namanao
    Ndao ary andeha hoy ianao nihomehy
    Nijery ahy
    Nalamiko tsara hitohy ny tantara
    Ka nataoko hira hoe

    Ref

    Avelao aho mba hanatitra andry
    Mangina anie ny lalana ety

Leave a Reply

You must be logged in to post a comment.

(nécessaire)


(séparer par des virgules)

(séparer par des virgules)




Envoyer Effacer Annuler
:

:

:

:

: