dia nampitomanianao mihitsy aho vao navelanao handre ny ao am-ponao
Eto aho, miboredika toy ny adaladala Tsy haiko fehezina, na afenina, fa tiako loatra ianao
octobre 12th, 2011
Visitor Eto aho, miboredika toy ny adaladala Tsy haiko fehezina, na afenina, fa tiako loatra ianao
raha ho tanteraka ny faniriako dia hitsiky eo am-pijerena kintana haniry mba ho eto foana
octobre 11th, 2011
Visitor raha ho tanteraka ny faniriako dia hitsiky eo am-pijerena kintana haniry mba ho eto foana
Eto aho, tsy avelako eto ianao Raha tsy efa mandoro ny fonao ‘Lay afo tsy zaka anatiko ao oh
septembre 29th, 2011
Visitor Eto aho, tsy avelako eto ianao Raha tsy efa mandoro ny fonao ‘Lay afo tsy zaka anatiko ao oh
Fa raha toa tsapanao fa mitovy lanja amin’ny ahy ny fitiavanao Dia raiso ny tanako
septembre 27th, 2011
Visitor Fa raha toa tsapanao fa mitovy lanja amin’ny ahy ny fitiavanao Dia raiso ny tanako
Matoa manao ny tsy fanao aho, efa hita tsy mety, voatery Fa tiako loatra ianao
septembre 16th, 2011
Visitor Matoa manao ny tsy fanao aho, efa hita tsy mety, voatery Fa tiako loatra ianao
Raha vao nahita anao Ny tao anatiko ao Fa ts misy afatsy ianao No omeko ny fitiavako
septembre 5th, 2011
Visitor Raha vao nahita anao Ny tao anatiko ao Fa ts misy afatsy ianao No omeko ny fitiavako
Na tsy ho ahy ary ianao, ampy ahy ny tsikinao, Ka lazao ny ao am-ponao, miandry valiny aho, Teneno re fa miandry foana aho, Ny foko dia atolotro anao
août 22nd, 2011
Visitor Na tsy ho ahy ary ianao, ampy ahy ny tsikinao, Ka lazao ny ao am-ponao, miandry valiny aho, Teneno re fa miandry foana aho, Ny foko dia atolotro anao


Posted in
Tags: